4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hilazao - Njila

Ilazao ny famonjena
Ireo izay tsy mba manantena
Ny hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo ondry izay maniasia

                      Refrain   : Fitiavana an'izao tontolo izao
                                           No nanolorany ny ain'ny Tompo
                                           Efa voavidiny tamin'ny rany
                                           Ireo olona rehetra teto an-tany
                      ( miverina in-2 refrain )

Izay manamafy fo
Torio ireo teny soa
Ny tsy efa, ny Ray no hamita
Aza mba manahy foana
Izy ho eo anolona
Ho mpitarika ny dianao.
   
                      Refrain   :   Fitiavana ........

                                   

Partager hilazao

Commenter hilazao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite