4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lanonana - Njila

Nafanafana ny lanonana
Nahafa-po ny fiarahana
'Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra

Raha ny vazo mbola hisy foana
F'any aoriana indray isika mihaona
'Zay tsy maintsy mody indray
Fa mba hiala sasatra

Fa izahay tsy mba hanadino anao      
Ny farahanay taminao                                          }2x

                                            

Partager lanonana

Commenter lanonana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite