4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lanja miakatra - Njila

Malomaloka, mihamaizina ny fiainana aty
Manjombona, resak’ady no betsaka aty
Ianao, tsy ho kivin’izany ianao
Ianao, tsy ho resin’izany ianao!

Kanefa indrindra, ny meva tsy adino
No homeko
Ny kanto sy soa!
No atolotro an-dry
Satria ny aty!
Miakatra foana tsy kivy
Ny aty

Raha mety indrindra
Ny tsara sy kanto no omeko!
Ny kanto sy soa
No atolotro andry
Satria ny aty!
Manodina afero ho tantely
Ny aty!

Partager lanja miakatra

Commenter lanja miakatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite