4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fotoana - Green

Rehefa tonga ny fotoana

Hifandaozantsika indray

Mbola hifankahita foana

Fa tsy hoe veloma mandrakizay



Tapitra eo ary ny androany

Ka misaotra anareo

Izay no vita ry ’zareo

Tsy hoe veloma mandrakizay

Satrinay ny hiaraka foana

Nefa fohy dia fohy ny fotoana

Satrinay(4)

Ny hiaraka foana


Partager fotoana

Commenter fotoana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Green