4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Atsimo sy avaratra - Green

Famokarana fitaovam-piadiana ny avaratra

Mifampitifitra mifamona an-trano, ny aty atsimo

Dia varotra mandroso, harena mitombo tena lafatra

Aina fongan’ny maro sy tomany

Izany ve no fetiny !!!

Fari-painana efa ambony dia ambony, ny avaratra

Fahantrana, hanoanana, hain-tany , no hita aty atsimo

Dia rindrim-be ‘ty hazo manasaraka ô

Tsy hay arodana toa vatolampy

Izany no fipetrany !!!!

Ref :nahoana no misy atsimo sy avaratra

        nahoana no misy atsimo sy avaratra

       nahoana no misy atsimo sy avaratra



fandrosoana ilasy etao avartra

akoran-javatra sy sandry asa no hita aty atsimo

tena varotra, fifanakalozana tanteraka ô

tsisy angamba ireo

Fanjanahana !!



Ref :tsisy intsony ny atsimo sy avaratra

        tsisy intsony ny atsimo sy avaratra

        tsisy intsony ny atsimo sy avaratra



aaaa !!aaa !!aaaaa !!aaa !a !a !a !a !a !

Partager atsimo sy avaratra

Commenter atsimo sy avaratra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Green