4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Eritreritra - Green

Eritreritra mandalo no tonga tato an-tsaiko

Manambara ny fiarahantsika

Nofinofy ihany sisa satria tsy teo ianao

Alahelo sentosento no nianjady tamiko



’Zany angamba no fitia

Toa rivotra nafafy

Ka mitondra alahelo sy tomany

Aleoko ihan irery foana

Toy izay hangaihay

Hankarary sy hampijaly tena



Mieritreritra foana aho

Ka manontany tena hoe

Ahoana no mampijaly ny fitia

Tsy kilalao na vazivazy

Io fitiavana io

Na sangina ka atao kilalao foana




Partager eritreritra

Commenter eritreritra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Green