4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Eo an-tananao - Njila

Raha mibaliaka soa ny masoandro
Ny Tompo anie anay, miaraka aminay
Ka ny fiainanay mirindra isan'andro
Izy re no manda fiarovanay

                               Ka na sarotra izany lalanay
                               O! tazony Ray o! ka tohano
                               Isan'andro re na dia maro be
                               Ireo an-kaso sy ny ranomaso

Eo an-tananao ry Ray o! tena tiako
Ny fiainako sy ny diako
O! tazominao, arovinao hatrany
Koa matoky aho raha mbola eto an-tany

Partager eo an-tananao

Commenter eo an-tananao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite