4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izaho sy ianao - M-Z

nilaozan’olon-tiana ka tomany

ny ranomaso tsy mijanona ihany

ny alahelo tsy mety zaka

ny heriny tsy hay hotohanana



Refrain:

fijaliana maro samy hafa ireny

ka aoka izaho sy ianao

hiady amin’ireny izaho sy ianao

hamafa ranomaso aho, hamafa ny ranomasonao

hampatony ny fonao



lavitry ny tiana ka mahatsiaro

no sisa azo atao

tsiaron’ireo andro niarahana

miandry ny ifankahitana



Refrain:

fijaliana maro samy hafa ireny

ka aoka izaho sy ianao

hiady amin’ireny, izaho sy ianao

hamafa ranomaso aho, hamafa ny raomasonao

hampatony ny fonao



tsapako fa misy ratra am-po

ao anatinao ao

teo ianao nangaihay

Ireo masonao no nanaitra ahy

Partager izaho sy ianao

Commenter izaho sy ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe M-Z