4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza ela any - Ambondrona

Efa miha madiva ho maizina ny andro
Efatra ora hariva ho avy izay ianao
Mientana ny fo
Aiza ihany ianao 'lay fanaperako
Tsy andry ny maraina hiarenana hifoha

Ref:
Mirana ny saiko
Mijery anao ry aiko
Nomenao 'lay fitsikinao nambabo ahy
Isan'andro zao toa manonofy anao
Mahavariana ahy ny antsam-panahy
Mandrotika fanahy
Fa ny ana zina ahy
F'izaho efa miandry ho fihininao

Dify ny ahy
Milentika ilay masoandro
Njay ianao fa reko manolotra ny tanan
Tsy nijery akory
Tsy niteny akory ny fitafinao
anorok afohy
Tsisy ny lazaina fa tonga nofy koa

Ref:
Mirana ny saiko
Mijery anao ry aiko
Nomenao 'lay fitsikinao nambabo ahy
Isan'andro zao toa manonofy anao
Mahavariana ahy ny antsa ataonao
Mandrotika fanahy
Fa ny ana zina ahy
F'izaho efa miandry ho fihininao





Partager aza ela any

Commenter aza ela any

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite