4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampy ahy - Ambondrona

Nalaina zy niantso indray
Te ho any aho nefa tsy say
Zarako aza tsy hita intsony ianao
Avelako ho tapitra any
Sao izany ko no mba tiany atao
Na ny saiko aza tsy taitra amin'izany

Tsy hanery azy aho nanontany,manaiky ko aho rehefa izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hihonona ny saina
Andeha aho hiala amin'izay
'izany ve moa no miandry ahy
Ampy izay, ampy ahy

Ny ratrampo vita eny ihany
Ny fotoana eo ko anpy ahy
Tsy fanerena io sansatria natsapaina
F'ho hita eny ihany
Avela hivalona rehefa izany ko no efa tiany atao
Fa ny fitiavana tsy atao an'izany

Tsy hanery azy aho nanontany,manaiky ko aho rehefa izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hihonona ny saina
Andeha aho hiala amin'izay
'izany ve moa no miandry ahy
Ampy izay, ampy ahy

Ampy izay,tsy hanenina aho
Tsy amafy fo rehefa izay no anjara
Tsy hiteny intsony aho,
Tsy hifebdrofebdro ko
Fa ampy ahy izay, efa ampy ahy

Partager ampy ahy

Commenter ampy ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite