4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Azy ny azy - Ambondrona

Tsy tiako kosa, tia fosafosa ianao

Mba mahalala menatra ihany re, fa efa olon-dehibe

Na ny fiainany io, na ny fitiavany io

Dia ny momba azy aloha no avelao, tano ho anao ny anao..



Dia aoka ho azy ny azy, tsy idiranao izany

Ny anao jerena aloha, aza ratsy loha



Tsy ianao no hilaza, fa ny momba azy

Ary aza miseho mahalala koa fa toe-tsaina tsy mahasoa

Dia aza miteny lava, tsy anao rery ny vava

Fa izay mangina volamena sady izay no fahendrena



Dia aoka ho azy ny azy, tsy idiranao izany

Ny anao jerena aloha, aza ratsy loha



Fiainana nodiaviny ireny, fitiavana nomeny

azy ny azy, f'aza mifampiteniteny...

Partager azy ny azy

Commenter azy ny azy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite