4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza omena tsiny - AmbondronA

ireo fihetsiko indraindray,hifonako aminao raha azo atao
na hehy, fiteny eny na fijery, nanenenako avokoa ireo
ivelany ihany fotsiny ireny, tsy avy ao am-po sanatria
ary averiko ombieny ombieny azafady aza tsiny

hiezaka aho mba ho fantatrao ka aza tsiny tsy fanahy inina
mba ho gaga ianao refa any aorina

hitanao daholo ny rehetra hatsarana na haratsi-toetra
satria ianao tia tsy hiatsarako velatsihy toy izany aho refa tia
ahitsio aho raha misy tsy mety fa mpanota ihany
ary averiko ombieny2 azafady aza tsiny

Partager aza omena tsiny

Commenter aza omena tsiny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AmbondronA

Suite