4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miandry aho - AmbondronA

MIANDRY AHO
Niantso aho nitady anao
Niherika nitoditodika
Maizina hody @zay efa ande reo olona maro be
Nikaroka aho manahy sao efa lasa ianao
Miandry koa tony ny fo
SAo mba izaho no tonga aloha
REF/Saika hitsena aho
Mba nanantena aho
Hoe:ianao efa eo miandry ahy
Ny fantatro aloha tsapanao ihany koa
Na @firy na @firy miandry aho
Nipetraka aho nitraka kely
Ny orana aza no mitady hamely
Naveriko ny antso tsisy valiny velively
Taitra aho sao tsy teo ianao
Manontany tena ihany aho sao mantsy koa
Hafa kokoa efa olon-kafa indray no tonga aloha!

Partager miandry aho

Commenter miandry aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AmbondronA

Suite