4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafatra apetrako aminao - Tsy fantatro

Hafatra apetraka aminao veloma indrindra, reo dina nifanaovana, tehirizo tsy hifindra, hifandao an-taona maro, tsy hifankaahita isika, aoka lahy tsy ny elanelantany no hampiova ireo dinatsika
Veloma, mandrapihaona, aza malahelo foana, veloma izao no hafatro, any andro mbola hihaona, dia veloma sy masina, fafao ny ranomaso, ireo dina sy voady tehirizo tsy ho faty o, hafatra ....

Partager hafatra apetrako aminao

Commenter hafatra apetrako aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tsy fantatro