4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy misy ohatra an'i neny - Lola

Fa sarobidy loatra raha i neny
Lalim-paka ao am-po
Ao an-tsaina ombieny ombieny
Tsy manan-tsahala mantsy ny fitiavany
Teny mamy foana no aloakin'ny vavany
Fa faniriany ny hahasambatra ny zanany
Tsisy ohatran'iny fa dia tiany

REF:
Raha mbola eto an-tany aloha
Tsy misy hoatran'i Neny
'Lay fitiavany ihany no tsy mba lany
Na adala na hendry na maditra ny zanany
Tiany foanafoana

Ny sangisangy sy tambitamby isan'andro
Tena avy ao anaty na maraina na atoandro
Ny iray minitra nandaozany tsy andriny
Satriny ahita azy foana any an-tsandriny
Fon-dreny izany,hafa ihany,
Maharitra na ngidy na mamy

Partager tsy misy ohatra an'i neny

Commenter tsy misy ohatra an'i neny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lola

Suite