4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Azafady - Lôla

Ampangino zanakao viavy ty e!
Maresaka e! maresaka
Ampangino vavan'ny mamolava
Mitabataba; mitabataba
Ampangino politika nareo e!
Mankaleo, mankaleo
Ampangino zahay tsy mila miady e!
Azafady azafady!

Refx2
Tsisy atakaloko la mozika mama!
Azafady azafady!
Mietsiketsika zay maregny anazy e!
Ngy tsara tsy dignin'olo ô!

Moramora hery lohanao ô!
Lany andro lany andro
Mora2 zagnahary raika avao
na ino finonao na ino finonao
Mora 2 anao ny fahefana
Asio fanajana asio fanajana
Mora 2 revy tsy maintsy atao
Salasalao salasalao
Refx2

Partager azafady

Commenter azafady

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lôla

Suite