4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza manao an'izany - Bessa sy lola

Kinga ery hono ianao mitsingoloka anay eny e
Fa maditra sy dondrona tsy mba mahay eny e
Dia lazaina fa kevoka te-ho ambony eny e
Nefa lavo ka tsy hotafarina intsony eny e

Fiv

Maika ery hono ianao manely ny tsaho eny e
Fa tsy tianao, tsy tianao, tsy tianao aho eny e
Dia lazaina fa mbola misisika ihany eny e
Nefa injato no efa natao an'izany eny e

Fiv

Ankehitriny aho raha mianjona f'efa tsy tiana oh oh oh
Dia lazaina fa olona tsy azo itokiana oh oh oh
Dia lazaina fa mpivadi-dela malaza oh oh oh
Tsy azo inoana na dia miozonozona aza oh oh oh

      Fiv :
      Nefa aza manao an'izany eeee aza manao an'izany
      Tsy lanitra akory eto an-tany eee aza manao an'izany
      Ny rasa mivadika ihany eeee aza manao an'izany
      Mbola ho ambony ny ambany eeee aza manao an'izany

Nefa aza manao an'izany eeee aza manao an'izany
Tsy lanitra akory eto an-tany eee aza manao an'izany
Ny rasa mivadika ihany eeee aza manao an'izany
Mbola ho ambany ny ambony eeee aza manao an'izany

Partager aza manao an'izany

Commenter aza manao an'izany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite