4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andapa - Bessa sy lola

Tongava soa ialahy tandremo raha mby any
Fandrao lazain' ialahy i Papa hoe tomany
Ny hanafarako an'ialahy ho any Andapa
Sao i Mama malahelo koa

Raha vao tafidina avy eny ambony fiara
Tsoahy ny kapa na kiraro hanambara
Fa tany mamintsinka anie ny any Andapa
Any Andapa lapa soa tokoa

Lazao i Laure hoe ilay sarinay taty
Tsy miala eny amiko hoatran'ny hohaniko
Ampihomehezo koa kala Landy sy Gaby
Eo ambody angezoka
Hitondray angezoka

Tongava soa ialahy
Veloma any Andapa
Ampifalio ny fon' i Mama sy i Papa
Fa raha tafita hoe isika any aoriana
Any Andapa no hodiana



Tonony sy Feony : Bessa
Mpihira : Lola - Mpionona - Lala

Partager andapa

Commenter andapa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite