4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao no heriko - Bessa sy lola

          IANAO NO HERIKO

1.Mifaly aminao ny foko andriamanitra ô
   Fa niposaka ao ny taratry ny lanitra

       ref:Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko

2.Manazava ahy ny endrikao somamby
   Ravo ny fanahy fa voatambitamby

3.Ny androko malia maratra raha atambatra
   Toloranao fitia dia tony sady sambatra

Partager ianao no heriko

Commenter ianao no heriko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite