4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Indraindray - Bessa sy lola

Indraindray tsapanao
Ao anatinao ao
Hery mampientana tsy hay
Mihira ny fo ravo kanefa moa
Latsa-tomany koa indraindray

Sendrasendra ireny indraindray
Toa fanahy miteny indraindray
Miboiboika avy ao
Kalo ela sy vao
Feo mahazendana indraindray

Tadidio anefa f'izay
Akom-peo miantefa izay
No lasa tsy nahy
Rotsirotsim-panahy
Ako maharitra Doria .

Partager indraindray

Commenter indraindray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite