4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hira - Bessa sy Lola

’Zay rehetra hirahira nohiraiko, samy manana tantara
Ary matoa izy no hiraiko misy zavatra mba tiako ambara
Tao ny fahoriana mafy mila tsy ho zakako lanjaina intsony
Nefa nohiraiko koa ny felam-pahafana vao namony
Hira ô hira kiakan’izay nohosena
Hira ô hira mety ho hobim-pandresena
Hira ô hira novoinona fa tsy maty
Fa mikoriana ao anaty

Partager hira

Commenter hira

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy Lola

Suite