4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hambom-po (2) - Bessa sy lola

Na dia tebahina aza
Sy bantiana ianao
Ka nisy sahy milaza
Fa kely ny sainao
Tsy izany   velively
Dia hahakivy   anao
Izay anananao
andrianinao na dia hoe kely

Refrain :
Tsy hisy fala-dia
Izay holelafinao
Na hafa sanatria
Handoalehanao


Raha nisy fanampiana
Raisinao an-tanan-droa
Kanefa aty aoriana
Arahin-datsa koa
Onero izany herezo
Fa aleonao tokoa
Mizara iray ho an-droa
Toy izay atao hoe mitambezo

Partager hambom-po (2)

Commenter hambom-po (2)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite