4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aleo ho tohizanay - Lola

Ho anao irery, tsy an-tery
F'efa ela no nifoha
Ny safidin'ny fo
Ho tia anao, iray ihany isika
Na dia tsy mistovy
Na tomany na tsiky
Samy efa nandramantsika
Hatrizay, hatramin'izao

ref:
Fa rehefa tia dia aleo ho tohizana mandrakizay
Mandrakizay ny fifankatiavanay
Dia ho tanteraka ny toky izay nifanaovana
Hifankatia tsy hifankalao, "ianao sy izaho"

Raha ny mosika, sy ianao
Dia afaka miara-dia
Fanafody ny fitia anilanao
Ianao ihany
No tiako hitoetra
Amin'ny androko rehetra
Mitovy tempo ny fontsika
Mba ho izay "ianao sy izaho"

Partager aleo ho tohizanay

Commenter aleo ho tohizanay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lola

Suite