4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy azo atao ahoana - Lola

TSY AZO ATAO AHOANA

Adaladala ny fitia tsy mifidy izay iantefany
Olona iray efa manan-tompo no nambabo ny foko
Angalarina hatrany ny fiarahanay
Voamaika mamy tsisy ohatr’izany

Mifankatia tokoa izahay roa
Raràna vaomaika   mivaivay ny fitiavanay
Mamy mamy mamy
Mifankatia tokoa izahay roa
Tsy hay norarana sady tsy azo atao ahoana
Tsy azo atao ahoana

Nifankahazo am-po tokoa
Na faly na ory nifanankin-doha
Tsy nifanary sanatria
Izany tokoa angamba no tena fitia
Zareo mpivady ara-dalàna
Nefa izahay nifato-tady tena igagana

Mifankatia tokoa izahay roa
Raràna vaomaika   mivaivay ny fitiavanay
Mamy mamy mamy
Mifankatia tokoa izahay roa
Tsy hay norarana sady tsy azo atao ahoana
Tsy azo atao ahoana

Angalarina hatrany ny fiarahanay
Voamaika mamy tsisy ohatr’izany

Mifankatia tokoa izahay roa
Raràna vaomaika   mivaivay ny fitiavanay
Mamy mamy mamy
Mifankatia tokoa izahay roa
Tsy hay norarana sady tsy azo atao ahoana
Tsy azo atao ahoana

LOLA

Partager tsy azo atao ahoana

Commenter tsy azo atao ahoana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lola

Suite