4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsoriko - Lola

Fa dia nahoana no haratsianao foana izy iny e?
Nefa iny no mba namako
mahalala tokoa ny fiainako
sy ny ao an-tsaiko ao , ny amiko
fa dia nahoana no izy mba miresaka
no laziainao manao izao sy izao

Mangoraka tokoa
ny anatiko
tsorina mandratra fo

ref: tsoriko hatraminizao
         fa mbola tiako izy
         ka zay ditrany lazainao tsaroko   
         tsoriko hatramin'izao
         izy no fidiko
         'zay fiainanay avelao

Fa dia nahoana raha mba miova tafo indray   
fa tsy izy foana no handaniam-potoana
ao ny anjaranay ho vokatr'izay
tantaraina hatramin'izay
fa dia nahoana? avelao ny azy ho azy eny foana
fa tsy izy foana no handanim-potoana

Manana ny fiainany izy
izay anjarany
f'izy irery ihany no mahay ny tantarany!

ref: tsoriko hatraminizao
         fa mbola tiako izy
         ka zay ditrany lazainao tsaroko   
         tsoriko hatraminizao
         izy no fidiko
         'zay fiainanay avelao

tsy zaka intsony
re ny toy izao
meteza amin'ny toerany eo ianao


'zay fiainanay avelao

Partager tsoriko

Commenter tsoriko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lola

Suite