4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Taiza ianao? - Lolo sy ny tariny

Taiza ianao tamin'ny ora nidona
No izao vao mba tonga hifona
Izaho aty efa Biby
E! ty foko efa mihidy
Taiza ianao fony aho reraka
No izao vao hibebaka
Izaho tsy tompo hivavahana
K'izara famelana
Ny akanjoko jereo mazana
Misy fofon'olonkafa
Fandrinako tsapao mafana
Fa vao teo izy no lasa
Fa vao teo izy no lasa

Partager taiza ianao?

Commenter taiza ianao?

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny tariny

Suite