4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Diavolana - Lolo sy ny tariny

(Hitanao ve diavolana!
Diavolana eo antokotaninay!)2e!e!

Dia mba hilazao RASOAMANAMBOLA
Fa ny foko anie ka tsy mba mety tola
Fa miandry azy!Fa miantso azy!
Andao hilalao!andao hanao...!

   (Meteza re fari-bolana
   Fari-bolana eo antokotaninay)2e!e!

   Dia mba hilazao RASOAZANAMANGA
   Fa ny foko ange ka tsy mihambahamba
   Fa miandry azy!Fa miantso azy!
   Andao hilalao!andao hanao...!

(Elé-élé-éléctricité
Io no diavolana an-tanàna lehibe)2

Partager diavolana

Commenter diavolana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny tariny

Suite