4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tady vita fatomaty - Lolo sy ny tariny

Tady vita fato-maty No mamehy antsika roa
Izao te handeha ianao mivadika atsy
Tsy mety izy fa miahenjana o o

Vita randrana voarary
Tamin'ny holatry ny lasa
Ka mamirifiry henoko marary
Raha ianao hamonjy olon-kafa

Réf:   Tso-drano mora fotsiny Sy orokoroka madio
         Omeko tsisy ozona Amin'ny fo madio akia

Fa raha misy olon-kafa any ho any   mapijaly
Ento aty ampianariko mitia
Tsy hampiasako tambitamby, na sandry na tomany
Hampianariko hahafantatra andry,hafantatra andry

Partager tady vita fatomaty

Commenter tady vita fatomaty

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny tariny

Suite