4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ora nidona - Lolo sy ny Tariny

Taiza enao tamin’ny ora nidona

No izao vao mba tonga nifona

Zaho aty efa biby

Ity foko efa mihidy

Taiza enao fony aho reraka

No izao vao hibebeka

Izaho tsy Tompo hivavahana

Hizara famelana

      Ny akanjo koa heno mazana

      Misy fofon’olon-kafa

      Fandriana koa tsapa mafana

      Fa vao eo izy no lasa



  

Partager ora nidona

Commenter ora nidona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny Tariny

Suite