4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Omeo kafe - Lolo sy ny Tariny

Omeo kafe , kafe mafàna

Fa toa mangitsy

Ty ririnina ity (2)



Raha lasana any an`aho

Ka mba mahita

Dia mba mahatsiaro

An`ty ririnina ity (2)



Ny lalantsika anie hisampana (2)

Ny tanantsika hisaraka(2)

Ka tonga anie aho, hanao veloma

Raha sitrakao, dia izao atao



Omeo kafe , kafe mafana

Fa toa mangitsy

Ty ririnina ity (2)



Reveo indray , ilay hirantsika

Ho enti-misioka

Amin`ity ririnina ity (2)



Fa raha vao lasa any aho

Dia hitomany (2)

Rafahavaratra , ho tonga ihany(2)

Ny orana tsy tia ankaso

Hanafina ny ranomaso



Omeo kafe , kafe mafna

Fa toa mangitsy

Ty ririnina ity (2)



Zarao indray ilay sigara

Fa farany, farany iny

Amin`ity ririnina ity (2)



LOLO SY NY TARINY

Partager omeo kafe

Commenter omeo kafe

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny Tariny

Suite