4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Omeo ahy - MIARA

omeo ahy ré ny mazava

izay hampisava ny rahona be!

mba efa tsy lavitra angamba

ny lanitra manga,hifaliako

        omeo ahy anio manontolo

        izay mety mba ho ahy ,ry Ray tsy to!

omeo ahy ny hery eo an-tananao

mba tsy ho voaterin’ankaso ,foana aho

omeo ahy Ray ô! omeo ahy!

ny anjara-masoandroko ety

                  

                        tarika  MIARA

         lead vocal + guitare: SOLO "Hasambarana"

                 ((a/c tantely ANDRIAMIHAJA)

                         "album/Any ianao"

Partager omeo ahy

Commenter omeo ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARA