4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola ho avy - MIARA

Mbola ho avy ilay andro mamy iray

Hitsenako masoandro,ka ho foana ireo

Ady nahamay hatr’izay

Toky mamy iray nomenao ho ahy

Nampagotika ny aiko

Soa fa teo ianao hany namana tena tia

    teny mamy no nomenao ho ahy

    mba ho toky sy hery iray

    ianao no nankahery ny foko

    soa fa ianao no namako

Mbola ho avyandro mamy iray

...

Partager mbola ho avy

Commenter mbola ho avy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARA