4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao - DIMBY MIARA-MIRINDRA

             IANAREO NO FAHAZAVAN\\’IZAO TONTOLO IZAO

Ianareo no fahazavan’izao tontolo izao

Izany no hafatry ny Tompo ho ahy sy ho anao

Isika izao no hanafaka ny haizim-pito ety,isika izao

Isika izao no miaramila an’i Jesoa Kristy



Isika izao no efa niposahan’ny mazava

Tsy mety intsony ny be fangatak’andro lava

Fa ny mizara hazavana no tsara indrindra

Ny herintsika atambaro mba hiara-mirindra

Partager ianareo no fahazavan'izao tontolo izao

Commenter ianareo no fahazavan'izao tontolo izao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DIMBY MIARA-MIRINDRA