4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafatra - MIARA

Ho any ianao dia mba tsidiho

’zay havako lavitra izay

miangavy anao aho ivilio

sy mba ivimbino hira iray

         veloma hono hoé fa mbola ho avy ilay

         andro hihaonana eto ka ho iray

Ry voro-manidina irony

hisidina handalo any

toneo mangina ny fony

hifaly fa tsy hitomany

         Ilazao fa malahelo mafy azy

         saigy manantena mbola ho avy

         veloma hono hoe fa tsy ho hadino

         ’lay sarinao tokana aty

ho any ianao...........

Partager hafatra

Commenter hafatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARA