4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Any ianao - MIARA

Any ianao, lavitra any

Soa fa niova toerana

Any ianao, izaho tsy any

Satriko aza lasa ianao



Any ianao manohy ny fiainanao

Ndehana herezo re ny dia

F’izaho hampangina ilay fitia



Efa hatramizay no niray lalana

Te-handositra fa tsy afa-mandeha

Dia namoron-dainga

Nivadibadika

Dia mody hoe tsy taitra

Izaho nefa tsy rototra



Miara

Partager any ianao

Commenter any ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARA