4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Inoako ray Ö - MIARA

inoako Ray ô, ny herinao

ts’isy sahala,tsy mba ho roa

ianao mpizara izay mahasoa

ilay manambara fiainana koa

           iriko Ray ô! ny anilanao

           mba raisonao ’zay tsy mba mandao

           mety tsy ho haiko,lasa ny saiko

           Ray ô! inty aho, miandrandra anao!

ny fiainanay é!ady isan’andro

misy ny ratsy ,misy ny soa

tantanonao aho,tsinjovinao

aza ariana é! raha sitrakao!!



                       Tarika MIARA

                 Tantely ANDRIAMIHAJA

Partager inoako ray Ö

Commenter inoako ray Ö

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARA