4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsarovinao - MIARA

tsarovinao malala!

nisy herika nifafy ,tamin’iny andro iny

dia tsiky manadala

no nanohina sahady,ny fitiavako iny

          tsarovinao ry tiana

          nisy orana nijojo

          natao fanahy iniana

          fa mba te ho tojo fifaliana vao

tsarovinao fa iny no androko voalohany

aoka ho fantatrao,inoako ts’isy farany

ilay oroka natao

         ref: mba tsarovinao,aza hadino

              nisy orana tsy niato

              toa izao anio izao!!

             dia notiaviko ianao (2 fois)

fa nirotsaka nijohy,ka ny masoko badenina

ny alahelo tsy hay nafenina

fara-hantako nafoy

kotrokotroka nisesy,fany tafiko efa resy

         ref:.....



                         Tarika MIARA

                 Claudine RATSIMBAZAFY

                   Tantely ANDRIAMIHAJA

                                                                                  

    

Partager tsarovinao

Commenter tsarovinao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARA