4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kôpaniako - Lolo sy ny tariny

(Iaô!Kaopaniako(2)
Azafady mba mihorongorona kely(2)
Soara soara ny andro ô!ô!ô!)2

(Sur vinany!
Sur vinany fa kobonay(2)
Ity ilay nilako ny akamanay(2)
Soara soara ny andro ô!ô!ô!)2

(Tairo dia omeo!
Tairo dia omeo dia accelereo(2)
Raha vao mipetaka dia reveo(2)
Soara soara ny andro ô!ô!ô!)2

   Ny akanjonay rovi-body
   Nefa ialahy tonga misodisody
   Tena tary tsy mataho-tody
   Lasa itikatra mandeha mody

   Gasy kely tsy manan-kohanina
   Nefa ialahy eo dia mody kalamina
   Efa mandry daholo ny planina
   Fa valalabemandry no fanina

   Aza miherina ho vazivazy
   Na hoe resaka famerana azy
   Fa rehefa tsy mahavita azy
   Dia tokony hiala tany

-(Iaô!Kaopaniako(2)
...
Soara soara ny andro ô!ô!ô!)2

-Tairo dia omeo!
...
Soara soara ny andro ô!ô!ô!

-(Sur vinany!
...
Soara soara ny andro ô!ô!ô!)2

Partager kôpaniako

Commenter kôpaniako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny tariny

Suite