4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Joseph remi - Lolo sy ny tariny

Fa notsaboina tany Suarez ny sambo(2)
Sambo madinika sambo vaventy vao sambo(2)
Anisan'izany Joseph Remi ilay sambo(2)
Natao fahatsiarovana olona iray ilay sambo(2)
Olona iray anisan'ny nikasi-tatsambo(2)

Anisan'ny migadona lahy na vavy
Mitondra sakafo hoan'ny mpianakavy
Ilay sambo!Joseph Remi!(2)
Tsisy bôkara amy Suarez sambo
Fa diego raiky bôka suarez
olo-jiaby zegny mbôerezy
Ilay sambo!Joseph Remi(2)

Tsy mifidy seranana tsy miavona
Fa mamatsy ny atsiraka atsinanana
Ilay sambo!Joseph Remi(2)
Mivatsy petrole,menaka,siramamy
Tsy adino ny labiera
Sy gas oil,passage,bagage
Ilay sambo!Joseph Remi!(2)

Fa notsaboina tany Suarez ny sambo(...)

Partager joseph remi

Commenter joseph remi

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny tariny

Suite