4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Bye bye cow boy - MIARA

  bye bye Cow boy(tarika miara)



na mamy aza ny fiarahana,

tsy maintsy mbola misy farany

...dia hifandao,hifandray tanana

mino anefa aho ,fa tsy hanadino ianao



kopa-tanana sisa natao

ory ny fo,satria hifandao

aza manahy fa atanjaho ny saina

tsy maintsy mbola hihaona isika

indray andro any



ndeha ho aiza,fa hody

fa lavitra ny lalana

satry hijanona,satry tsy handeha

nefa tsy maintsy hisaraka,ny sisa mbola ho bé!!!

     bye!bye cow boy!!!

     veloma indrindra ré

     masina ianareo

     bye bye Cow boy!!!!!!

ndeha ho aiza.......

bye bye Cow boy....

Partager bye bye cow boy

Commenter bye bye cow boy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARA