4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nefa ny anay - AINA

                     Nefa ny anay

Takona indray indray,

Ilay masoandronay,

Misy aloka miserana mitady

hibahan -toerana

malaza hafanana

no zarainy ho tsinjarainy

Nefa ny anay hatsiaka

Mamirifiry no toa voatahiry hapanjakaina

   ref:            Asa rahoviana rahoviana

               vao hioty hazavana

               Asa rahoviana rahoviana

               vao hiova fanahy

               Mba fahoriana fihafiana

               no haha toa anao

               Mba tsy voarefy voafefy sy fiainam-baovao

Feno ve ny fo

Tohina tokoa

Mila toa hipoaka,

sady te hitroatra,

handeha mba ho aiza moa

Ny saina tsy tony

Mamadibadika hatrany,

Nefa ny teo no eo

Tsy misy izany mba ho,

fiovany tomany aho

                           ref*2



              

Partager nefa ny anay

Commenter nefa ny anay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AINA

Suite