4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fisaorana - Herilalaina

                                  

Misaotra Anao tokoa  Ray o

Noho ny fitsimbinanao

Fo feno fifaliana no hatolotray ho Anao

Asandrato ny feo fiderana izay mampitoetra ny Fanahy

Ka tsy hamela ny tongotsika hangozohozo



REF:

        Misaotra Anao tokoa Ray o

        Amin izay rehetra ato anatiko

        Misaotra Anao tokoa Ray o

        Noho ny asanao nataoko





Mpihira:Herilalaina    Feony:Haja  Tonony:Haja Mozika:Njato

                Novambra04

Partager fisaorana

Commenter fisaorana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Herilalaina