4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dago in the party - AINA

NA TSY HISOKATRA NY VAVAKO

IANAO HAHALALA IZAY HAMBARAKO

NY MASOKO HAMPITA AZY

SANATRIA VAZIVAZY

F’IZAHO SY IANAO HANALA AZY

CODE ANANKIRAY IZAY

NO HAMPIRAY ANTSIKA INDRAY

CODE IRAY IZAY FANTATRAO

DUW ANAHY DUW ANAO

DIP DIP

SOMA MAFANA NY ATY

DAGO IN THE PARTY

ATOMBOHY NY FETY

SAMIA MANAO IZAY METY

DUW BEAT

HANAFANA INDRAY NY HIT

DUW IN THE PARTY

DIP

NY VOLANA AZA HOTAKARIKO

NY RANOMASINA HITARIKO

NY ALAHELO HO TONGA MOZIKA

ENTIKO HAMPIRAY ANTSIKA

ANILANAO ’ZAHO TSISY AHIAHY

DUW HO ANAO

DUW HO AHY

RAHA TANY KOA NY TANY

BABY AZA TOMANY

RAHA TENY KOA NY TENY

HAVERIKO OMBIENY

ZAHO TSY HO LANY INSPI

HAMPIFALIANA ANDRY

DUW IS YOU

DUW IS ME

Partager dago in the party

Commenter dago in the party

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AINA

Suite