4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fo natolotra - Aina cook

tsy sangisangy fa vokatrin'ny fo,
no nilazako fa tia ahy.
tam-pisainana sy safidiko
taminao ny heritreritro
ny loha.

ref:
ka aza manalavitra ahy
f'irery hatreo ianao.
f'ianao no andry tohana sy harenako.
dia fo madio feno fitia no atolotro.
na ny aiko aza raha tinao atolotro
eo an-tananao

tsy vazivazy akory
na koa fialam-boly.
ny oroka efa natolotro.
voarakitra adihady
am-panaky tsy tana.
vita sikotra tokoa
tsy ho lo.

ref:-----------------------------

Partager fo natolotra

Commenter fo natolotra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Aina cook