4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy hanam-pahataperana - AINA COOK

Na dia mbola zaza aho
Nefa lalin-tsaina
Sady mahalala maheno ny tantara
Ny fiainana tsy mora
Tsy maintsy misy banga
Ny fadiana kosa
Ny misavika saranga
Ny masoandro milaza no hahalalako fa
Ny anjara ho ahy ao aminy
Ny tarany nataony ho nanerana isam-baravarana
Tsy misy natao hifidy ny tsikiny
Ny niangarana tsy homeny
Ny hazavana hatolony tsy azo ferana
Tsy hanam-pahataperana
Ny tsy fananana dia fahavalo tsy voafefy
Tonga isan'andro handrendrika ny resy
Fa ny fanantenana sy mbola hiainana
Dia izy tsy mamela irery
Dia ilay Ray ambony foana

Partager tsy hanam-pahataperana

Commenter tsy hanam-pahataperana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AINA COOK