4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hombay aho - AINA

Tontolo izay mankarary manafay tsisy hifikirako

mitady izay hampitsiky hampahery ahy

hanamaivana ny vesatro

hanamaivana ny fo

tontolo izay mba teo antanako

niova toa zary alahelo

ny fiainanao banga raha toa ka tsisy ahy

mety ho ekeko angamba izay raha toa

homba ahy ianao

tsy semban-drahona aho

voaharo amin ny mafy aho

ka aza ariana aho avia

miandry anao te ho tia

faniriana ihany

ho namana mpankafy



surrender to me for my life of sin

shelter me i cant leave without you

somewhere inside my childhood

witnessed my heart die

heal me i need your hands to stand up

i just need someone to believe in

as you can see

as you know happiness pffffff

it only grows harder

only grows hotter

all the pain inside amplify my loving you

and i cant provide the night life without you

shelter me and take my broken wings

the one shot that ive is in you

shelter me once again

until the end of time



raha toa homba ahy ianao

raha toa ka eo anilako ianao

ho lavitry ny sento aho

ho lavitry ny tomany

hatramin faran tany

ny tontolo fo mijaly feno ratra

noho ny sitrapon hafa

fiainam baovao fitia sy hery mampitraka

na dia sarotra handratra

eny na dia mety handatsa

tsoriko anefa

zaho hanome aina indray

lay tontolo izay nomena ahy

satriko anefa sy mba lazalazao ahy

satriko indrindra ho reko fa

fa mafy ny niainako teo

izay tsara tsy azo fa nandao

ka tofoka aho irery no tena lao

mba tiako lazalazao ahy

mba tiako ho reko fa

izaho tsy handainga

fa ianao no andry ho ainga

f’ity ny foko omeko atolotro hafoiko

tolory tanana aho

hanohy foana hanavao

ndao avia aty

mila anao homba ahy ho tia

Partager hombay aho

Commenter hombay aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AINA

Suite