4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ilay namanao - REBIKA

voaraiko ihany ny hafatra noentin'ity namanao
asa aloha raha tonga lafatra f'indraindray hono tsy hitany ianao
izy fahita matetika miresakatsara tokoa
tsikaritro teny ny tetika efa nampoizina moa
ay satriny ho tompotoerana fa nataony ankolaka aloa

ref:na fihetsika na ny fiteniny matetika efa tsy voafehiny
ny seza no hetsiketsehiny ny vatany aza nibolisatra ty izao no nihisatra
ny foko no saika hikitoatoa ny saiko nandinika aloa

izy tsy homena tsiny ny fo anie be ny hiriny
nibaboka izy fa resy somary mba diso adiresy
tsy haiko zaraina intsony fa sao lahy maratra ny fony
ka raha notoaviko hatrany fitiavana tsy lany mamy
mibosesika any antratrako any
fa aleo iny hangina any fotsiny de aza mba sarotiny
ny tsara anie hono tsy ho lany f'ianao hafa ihany...

Partager ilay namanao

Commenter ilay namanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe REBIKA

Suite