4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitia mahafatifaty - Rebika

nifandimby teo ny taona
toa mbola misoko foana
ireo taloha(taloha,taloha)
efa saika namoizam-po
fa nijaly vao niandoha
lay fitiavantsika e(fitiavantsika e)
mbola ratsiratsy fatra
isika moa tsy mbola zatra

irony tany an-dakilasy
tolotolotra taratasy
sy ny sisa e
rehefa ora firavana
samy mody mihanahana
tsy misy mivoaka
mifampindrana cahier
miresadresaka ela be ,ela be

oroka aza tsy mbola natao
malahelo izany ianao
ny mifampitantana aza moa
nampangovitra tokoa
tamin'izany no efa nitsiry
lay tsy tafavoaka firy
mbola ory sy kitanitany
fa henontsika efa mamy

resaka tsy vita io ka dia tsy afa-miala isika
efa natao
ny tanjona mitovy izay ihany no tsarovy
tsarotsarovy
rehefa latsaka hatrany anaty dia fitia mahafatifaty;mahafatifaty
hitako efa ho anjara ka dia tsara
mahafatifaty

lay oroka tsy ampy lazainao
azontsika atao fanao
ka na in-dimapolo aza androany
izay tiantsika ihany
fa harenitsika vetivety
reo zavatra tsy nety
ary omeko sy omenao daholo
izy manontolo
tsr!tsr!tsr!

Partager fitia mahafatifaty

Commenter fitia mahafatifaty

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rebika

Suite