4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manahy aho (fanja - Pazzapa)

Manontany tena aho ndraindray

Mba matsiaro ahy ve ilay

Nofidiko lay niriko

Lay nambabo ny fo

Zao mantsy aty

Tena tia ka manahy aho satria

Lavitra ahy ianao tsitako izay ataonao

Mba ilazao vaovao



Ref 2x : Miasa ny saina, marary ny aina

Tsy tony ny fo, malahelo

Tsisy intsony ve ny taloha



Manontany tena aho ndraindray

Mbola tia ahy ve ilay

Nofidiko lay tena tiako

iLay nambabo ny fo

Zao mantsy aty

Tena tia ka manahy aho satria

Sao tsy tia ahy intsony ianao ka natakalonao aho

Dia narinao ve aho

Partager manahy aho (fanja

Commenter manahy aho (fanja

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Pazzapa)