4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsiaro an'i adeline - Les Adeline

Fandalovana ety an-tany

Izay miseho tsy hampitomany

Fianana tsy maintsy hodiavina izay

Satria ny Tompo no mandahatra izay

           Maro ny asa teo koa ny adidy

           Mbola hatao satria efa nofinidy

           Lalana tsy maintsy hodivinay izao

           Na lasa i Neny ny asa hitohy hatrany



Refrain

Ireo efa vitany dia hotohizany hatrany

Satria fifankatiavana namela mamy

Indro navelany ho taratr’ilay

Asa ny Tompo natao hatrizay

Satria Izy Tompo mametra izay atao



Maro ny asa teo koa ny adidy

Mbola hatao satria efa nofinidy

Lalana tsy maintsy hodivinay izao

Na lasa i Neny ny asa hitohy hatrany

( Refrain)


Partager tsiaro an'i adeline

Commenter tsiaro an'i adeline

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Les Adeline